FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 sy ny alitaran’ny fanatitra dorana mbamin’ny fitaovany, ary ny kovetabe sy ny tongony.

  • Levitikosy 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia naka tamin’ilay menaka izy, ka nafafiny impito teo ambony alitara. Ary nohosorany ny alitara+ sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny tongony, mba hanamasinana an’ireo.

  • Nomery 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa voatsangan’i Mosesy ny tranolay,+ dia nohosorany+ sy nohamasininy tamin’iny andro iny ihany ny tranolay sy ny kojakojany rehetra, mbamin’ny alitara sy ny fitaovany rehetra. Koa nohosorany sy nohamasininy ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara