21 eny, raha mbola nivavaka aho, dia tonga teo anilako ilay lehilahy atao hoe Gabriela,+ izay efa hitako tao amin’ny fahitana tamin’ny voalohany.+ Ary tamin’ny fotoana fanaterana ny fanatitra takariva+ no nahatongavany. Tena reraka be aho tamin’izay.