Eksodosy 16:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ampahafolon’ny efaha* ny eran’ny omera. Nomery 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izay lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,+ nafangaro menaka ampahefatry ny hina avy amin’ny oliva voatoto.+
5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izay lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,+ nafangaro menaka ampahefatry ny hina avy amin’ny oliva voatoto.+