FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nanorina tsangambato teo amin’ilay toerana niresahan’Andriamanitra taminy i Jakoba,+ ka nandraraka fanatitra zava-pisotro sy menaka teo amboniny.+

  • Levitikosy 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ampiaraho amin’izany ny fanatitra varimbazaha, dia lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha, nafangaro menaka, ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah sy ho hanitra mampitony. Ampiaraho aminy koa ny fanatitra zava-pisotro, dia divay ampahefatry ny hina.*

  • Filipianina 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Faly sady miara-paly+ aminareo rehetra anefa aho, na dia atao toy ny fanatitra zava-pisotro+ aza, ka araraka eo amin’ny sorona+ mifandray amin’ny fanompoana ho an’ny besinimaro.+ Ny finoana no nahatonga anareo hanao izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara