Levitikosy 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy tokony hanao izay hampahaloto ny taranany eo amin’ny fireneny izy,+ satria izaho no Jehovah izay manamasina azy.’”+ Levitikosy 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ary hanao ny adidiny amiko izy ireo, sao ho lasa fahotany ny tsy fanaovany izany, ka ho faty izy,+ satria nanazimbazimba zava-masina. Izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo. Jaona 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 nahoana aho, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no lazainareo hoe manevateva an’Andriamanitra satria aho nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra+ aho?
15 Tsy tokony hanao izay hampahaloto ny taranany eo amin’ny fireneny izy,+ satria izaho no Jehovah izay manamasina azy.’”+
9 “‘Ary hanao ny adidiny amiko izy ireo, sao ho lasa fahotany ny tsy fanaovany izany, ka ho faty izy,+ satria nanazimbazimba zava-masina. Izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo.
36 nahoana aho, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no lazainareo hoe manevateva an’Andriamanitra satria aho nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra+ aho?