6 “Hanolotra an’ilay omby atao fanatitra noho ny ota i Arona, dia ilay ho an’ny tenany.+ Ary handrakotra+ ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny fokony+ izy.
19 Ary hafafiny+ impito eo ambony alitara, amin’ny rantsantanany iray, ny ra sasany. Koa hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ny fahalotoan’ny zanak’Israely, ilay alitara.