Levitikosy 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘Hotombanana araka ny sekelin’ny toerana masina ny vidin-javatra rehetra. Ary ho gera roapolo ny sekely iray.+
25 “‘Hotombanana araka ny sekelin’ny toerana masina ny vidin-javatra rehetra. Ary ho gera roapolo ny sekely iray.+