Ohabolana 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Efa nofafazako miora sy aloesy ary kanelina koa ny fandrianako.+ Apokalypsy 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 mbamin’ny kanelina sy zava-manitra indianina sy emboka manitra sy menaka manitra sy ditin-kazo manitra sy divay sy menak’oliva sy lafarinina faran’izay tsara sy varimbazaha sy omby aman’ondry, sy soavaly sy kalesy sy andevo ary olon-kafa.+
13 mbamin’ny kanelina sy zava-manitra indianina sy emboka manitra sy menaka manitra sy ditin-kazo manitra sy divay sy menak’oliva sy lafarinina faran’izay tsara sy varimbazaha sy omby aman’ondry, sy soavaly sy kalesy sy andevo ary olon-kafa.+