Ezekiela 27:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanome entam-barotra ho anao i Vedana sy Javana avy any Ozala, ho takalon’ny entam-barotrao. Vy efa voatefy sy hazo kasia ary fantàkamanitra+ no nomeny ho takalon’ny entam-barotrao.
19 Nanome entam-barotra ho anao i Vedana sy Javana avy any Ozala, ho takalon’ny entam-barotrao. Vy efa voatefy sy hazo kasia ary fantàkamanitra+ no nomeny ho takalon’ny entam-barotrao.