Nomery 3:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 dia makà sekely* dimy ho takalon’ny tsirairay aminy.+ Araka ny sekelin’ny toerana masina no hakanao azy. Gera* roapolo ny sekely iray.+
47 dia makà sekely* dimy ho takalon’ny tsirairay aminy.+ Araka ny sekelin’ny toerana masina no hakanao azy. Gera* roapolo ny sekely iray.+