37 Hataonao mandritra ny fito andro ny fandrakofam-pahotana ho an’ny alitara, ary hamasino+ izy io mba ho alitara masina indrindra.+ Tokony ho olona masina no hikasika an’ilay alitara.+
18 Ny lahy+ rehetra taranak’i Arona no hihinana izany. Ho anjarany mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ hatramin’ny taranakareo fara mandimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Ho masina ny zava-drehetra mikasika an’ireny.’”