Nomery 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ireo mpisorona voahosotra nomena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona.+ 2 Korintianina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa Andriamanitra no manome antoka fa samy an’i Kristy na izahay na ianareo, ary izy koa no nanosotra+ antsika.
3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ireo mpisorona voahosotra nomena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona.+
21 Fa Andriamanitra no manome antoka fa samy an’i Kristy na izahay na ianareo, ary izy koa no nanosotra+ antsika.