Eksodosy 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nanao araka ny tenin’i Mosesy ny zanak’Israely, ka nangataka zavatra tamin’ny Ejipsianina, dia zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena mbamin’ny lamba fitafy.+
35 Ary nanao araka ny tenin’i Mosesy ny zanak’Israely, ka nangataka zavatra tamin’ny Ejipsianina, dia zavatra vita tamin’ny volafotsy sy volamena mbamin’ny lamba fitafy.+