Asan’ny Apostoly 7:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+ 1 Korintianina 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary aoka ianareo tsy ho tonga mpanompo sampy, toy ny sasany taminy,+ araka ny voasoratra hoe: “Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona, ary nitsangana hifalifaly.”+
41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+
7 Ary aoka ianareo tsy ho tonga mpanompo sampy, toy ny sasany taminy,+ araka ny voasoratra hoe: “Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona, ary nitsangana hifalifaly.”+