FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+

  • Deoteronomia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aoka ho fantatrareo fa tsy noho ny fahamarinanareo no hanomezan’i Jehovah Andriamanitrareo anareo io tany soa io, satria vahoaka mafy hatoka+ ianareo.

  • Nehemia 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Sahisahy ratsy+ anefa ny razanay sady nanamafy hatoka,+ ka tsy nihaino ny didinao.

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+

  • Hebreo 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 dieny mbola lazaina hoe: “Raha mihaino ny feony ianareo anio,+ dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara