Nomery 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka hasiako amin’ny areti-mandringana izy ka haripako, fa ianao kosa hataoko firenena lehibe sy matanjaka noho izy.”+
12 Aoka hasiako amin’ny areti-mandringana izy ka haripako, fa ianao kosa hataoko firenena lehibe sy matanjaka noho izy.”+