Deoteronomia 9:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 sao hilaza ny mponin’ilay tany+ namoahanao anay hoe: “Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra azy ho any amin’ilay tany nampanantenainy azy, ary halany koa izy ireo, ka izany no namoahany azy avy teto mba hovonoiny any an-tany efitra.”+
28 sao hilaza ny mponin’ilay tany+ namoahanao anay hoe: “Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra azy ho any amin’ilay tany nampanantenainy azy, ary halany koa izy ireo, ka izany no namoahany azy avy teto mba hovonoiny any an-tany efitra.”+