Romanina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy hoe zanaka avokoa izy ireo na dia taranak’i Abrahama aza,+ fa voasoratra hoe: “Amin’ny alalan’i Isaka no hiavian’ilay hantsoina hoe ‘taranakao.’”+
7 Ary tsy hoe zanaka avokoa izy ireo na dia taranak’i Abrahama aza,+ fa voasoratra hoe: “Amin’ny alalan’i Isaka no hiavian’ilay hantsoina hoe ‘taranakao.’”+