Eksodosy 40:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalainy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata, ary nataony teo ambonin’ilay Vata+ ny sarony.+ Deoteronomia 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ireo Teny ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo+ sy rahona ary haizim-pito, tao an-tendrombohitra. Tsy nasiany fanampiny izany, ary nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ka natolony ahy.+
20 Ary nalainy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ka nataony tao anatin’ilay Vata.+ Dia natsofony ny bao filanjana+ an’ilay Vata, ary nataony teo ambonin’ilay Vata+ ny sarony.+
22 “Ireo Teny ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo+ sy rahona ary haizim-pito, tao an-tendrombohitra. Tsy nasiany fanampiny izany, ary nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ka natolony ahy.+