FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa ampanenoin’izy ireo ny anjombona, ka renareo ny feon’ny anjombona, dia hihorakoraka mafy hanao hiakan’ady+ ny olona rehetra, ka hirodana ny mandan’ny tanàna.+ Dia hiakatra ny olona, ary samy hanitsy amin’izay tandrifiny avy.”

  • Amosa 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia handefasako afo ny mandan’i Raba,+ ka handevona ny tilikambo fonenana eo aminy izany, rehefa maneno ny fanairana amin’ny andro iadiana, sy rehefa mifofofofo ny tafio-drivotra arahin’oram-baratra amin’ny andro hisian’ny rivo-mahery.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara