Eksodosy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+
15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+