FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nandritra izany fotoana izany, rehefa hitan’ny olona fa naharitra ela i Mosesy nefa mbola tsy nidina avy tany an-tendrombohitra ihany,+ dia nitangorona teo amin’i Arona izy ireo, ka nanao hoe: “Manamboara andriamanitra ho antsika hialoha lalana antsika,+ fa tsy fantatra mihitsy izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta iny.”+

  • Deoteronomia 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ary mitandrema tsara ianareo,+ satria tsy nahita bika aman’endrika+ mihitsy ianareo tamin’ilay andro nitenenan’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tany Horeba,

  • Asan’ny Apostoly 7:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 ka nanao tamin’i Arona hoe: ‘Manamboara andriamanitra ho antsika hialoha lalana antsika, fa tsy fantatra izay nanjo an’ilay Mosesy nitondra antsika nivoaka avy tany Ejipta iny.’+

  • Asan’ny Apostoly 17:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Koa satria naterak’Andriamanitra+ isika, dia tsy tokony hihevitra an’Andriamanitra+ ho tahaka ny volamena na volafotsy na vato, na tahaka ny sokitra vitan’ny fahaizan’olombelona sy ny fahiratan-tsainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara