FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa raha tsy tianareo ny hanompo an’i Jehovah, dia fidio anio izay hotompoinareo,+ na ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano,+ na ny andriamanitry ny Amorita nonina teto amin’ity tany onenanareo ity.+ Fa izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”+

  • 2 Mpanjaka 9:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary niandrandra nijery tany amin’ilay varavarankely i Jeho, ary nilaza hoe: “Iza no momba ahy? Iza?”+ Avy hatrany dia nisy tandapa+ roa na telo niondrika nijery azy.

  • 2 Mpanjaka 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa niala teo izy, dia nifanena tamin’i Jonadaba+ zanak’i Rekaba,+ izay tamy hitsena azy. Dia niarahaba+ an’i Jonadaba izy, ka niteny taminy hoe: “Mahitsy amiko ve ny fonao, tahaka ny foko amin’ny fonao?”+

      Ary hoy i Jonadaba: “Eny!”

      “Atolory ahy àry ny tananao.”

      Dia natolony azy ny tanany. Ary nosintonin’i Jeho hiakatra tao amin’ny kalesiny niaraka taminy izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara