Deoteronomia 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ilay niteny tamin-drainy sy reniny hoe: ‘Tsy hitako izy.’Na ny rahalahiny aza tsy nekeny,+Ary ny zanany tsy fantany.Fa notandremany ny teninao,+Ary nohajainy foana ny fifanekena nataonao taminy.+ Malakia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ho fantatrareo fa izaho no nanome anareo izao didy izao,+ mba haharetan’ny fifanekena+ nataoko tamin’i Levy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
9 Ilay niteny tamin-drainy sy reniny hoe: ‘Tsy hitako izy.’Na ny rahalahiny aza tsy nekeny,+Ary ny zanany tsy fantany.Fa notandremany ny teninao,+Ary nohajainy foana ny fifanekena nataonao taminy.+
4 Ary ho fantatrareo fa izaho no nanome anareo izao didy izao,+ mba haharetan’ny fifanekena+ nataoko tamin’i Levy”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.