-
Nomery 16:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Dia naka izany avy hatrany i Arona, araka ny tenin’i Mosesy, ka nihazakazaka nankeny amin’ny fiangonana. Ary efa nanomboka namely ny vahoaka ny loza. Koa nasiany emboka manitra teo amin’ny fitondrana afo. Dia nandrakotra ny fahotan’ny vahoaka izy.
-