19 Avelao re ny helok’ity vahoaka ity e, araka ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka mandraka ankehitriny.”+
18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.