Deoteronomia 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Avelao aho handringana+ azy, ka hofoanako tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany,+ fa ianao kosa hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy.’+ Romanina 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa iriko raha izaho no ho tafasaraka amin’i Kristy ka ho voaozona ho solon’ireo rahalahiko,+ eny, ireo havako araka ny nofo,+
14 Avelao aho handringana+ azy, ka hofoanako tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany,+ fa ianao kosa hataoko firenena mahery sy lehibe noho izy.’+
3 Fa iriko raha izaho no ho tafasaraka amin’i Kristy ka ho voaozona ho solon’ireo rahalahiko,+ eny, ireo havako araka ny nofo,+