14 ‘Fa amin’ny andro hanaovako ampamoaka+ ny Israely noho ny nikomiany, dia hataoko ampamoaka koa ireo alitara ao Betela.+ Ary hotapahina ny tandroky ny alitara ka ho latsaka amin’ny tany.+
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+