Asan’ny Apostoly 7:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+
41 Dia nanamboatra zanak’omby izy ireo tamin’izany andro izany,+ ka nanao sorona ho an’ilay sampy, ary niravoravo tamin’ny asan’ny tanany.+