Asan’ny Apostoly 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+
36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+