FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+

  • Salamo 78:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+

      Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+

      Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+

      Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+

  • Salamo 106:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia nimenomenona foana tao an-tranolainy izy ireo,+

      Ka tsy nihaino ny feon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara