Nomery 16:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Mitsangàna ianareo ka mialà amin’io vahoaka io, fa handringana azy indray mipy maso monja aho.”+ Dia niankohoka izy roa lahy.+ Salamo 73:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.
45 “Mitsangàna ianareo ka mialà amin’io vahoaka io, fa handringana azy indray mipy maso monja aho.”+ Dia niankohoka izy roa lahy.+
19 Tampoka teo, dia nanjary nigagan’ny olona ireny.+Nifarana ny fiainany, eny, nifarana noho ny loza tampoka.