FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nataon’i Jakoba hoe Peniela+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatri-tava tamin’Andriamanitra aho, nefa voavonjy ny aiko.”+

  • Eksodosy 33:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia hesoriko ny felatanako, ka ny ivohoko no ho hitanao. Tsy mahazo mahita ny tavako anefa ianao.”+

  • Nomery 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+

  • Deoteronomia 34:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ toa an’i Mosesy mihitsy anefa teo amin’ny Israely.+

  • Jaona 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo an-tratran’ny+ Ray, no nanazava ny aminy.+

  • Jaona 6:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tsy nisy nahita ny Ray,+ afa-tsy ilay avy amin’Andriamanitra. Izy no nahita ny Ray.+

  • Asan’ny Apostoly 7:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara