Eksodosy 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa hoy i Mosesy tamin’i Josoa:+ “Mifidiana lehilahy hiady ho antsika,+ ka mivoaha hiady amin’ny Amalekita. Ary ho eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hataoko an-tanana ny tehin’Andriamanitra.”+ Eksodosy 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony, ary i Mosesy no niakatra nankao an-tendrombohitr’Andriamanitra.+
9 Koa hoy i Mosesy tamin’i Josoa:+ “Mifidiana lehilahy hiady ho antsika,+ ka mivoaha hiady amin’ny Amalekita. Ary ho eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hataoko an-tanana ny tehin’Andriamanitra.”+
13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony, ary i Mosesy no niakatra nankao an-tendrombohitr’Andriamanitra.+