Eksodosy 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+
9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+