Salamo 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ampahafantaro ahy ny lalanao, Jehovah ô,+Ampianaro ahy ny lalanao.+ Salamo 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko. Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+ Salamo 119:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ampianaro ahy ny lalan’ny fitsipikao, Jehovah ô,+Mba hitandremako azy hatramin’ny farany.+ Isaia 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.”
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+
21 Ary raha mivily miankavanana ianao na mivily miankavia,+ dia ho ren’ny sofinao ny teny avy ao aorianao hoe: “Ity no lalana+ ka andehano.”