Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+ 1 Jaona 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+
16 Koa aoka àry ianareo hifampiaiky heloka+ imasoimaso, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo.+ Misy heriny lehibe sady tena misy vokany ny fitalahoan’ny olo-marina.+
14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+