24 Dia hoy ianareo: ‘Efa nasehon’i Jehovah Andriamanitsika antsika ny voninahiny sy ny fahalehibeazany, ary efa rentsika ny feony avy tao anaty afo.+ Androany no nahitantsika fa afaka miteny amin’olona Andriamanitra, kanefa mbola velona ihany ilay olona.+