FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 dia nomen’i Jehovah ahy ny takela-bato roa, voasoratry ny rantsantanan’Andriamanitra.+ Teo amin’ireo no nisy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tao an-tendrombohitra, tamin’ny andro namoriana ny fiangonana.+

  • 2 Korintianina 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Miharihary fa taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompo+ ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra+ velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara