Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy. Eksodosy 33:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+
3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.
19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+