3 Ary hoy koa Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra,+ ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao any.+
17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nambaran’Andriamanitra mazava tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,+