Eksodosy 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Hamasino ho ahy ny lahimatoa rehetra, izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely, na olona na biby, fa ahy ireny.”+ Lioka 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Jehovah hoe: “Hatao hoe masina eo anatrehan’i Jehovah ny lahy voalohan-teraka rehetra.”+
2 “Hamasino ho ahy ny lahimatoa rehetra, izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely, na olona na biby, fa ahy ireny.”+
23 araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Jehovah hoe: “Hatao hoe masina eo anatrehan’i Jehovah ny lahy voalohan-teraka rehetra.”+