Eksodosy 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Hiaraka amin-dreniny izy mandritra ny fito andro,+ fa amin’ny andro fahavalo kosa dia homenao ho ahy.
30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Hiaraka amin-dreniny izy mandritra ny fito andro,+ fa amin’ny andro fahavalo kosa dia homenao ho ahy.