Deoteronomia 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Aoka hotandremana ny andro sabata mba hanamasinana azy io, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Matio 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa Tompon’ny sabata+ ny Zanak’olona.”+ Lioka 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+
12 “‘Aoka hotandremana ny andro sabata mba hanamasinana azy io, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
14 Tezitra anefa ny mpitantana ilay synagoga noho i Jesosy nanasitrana tamin’ny sabata, ka hoy izy tamin’ny vahoaka: “Enina andro no natao hiasana,+ ka amin’ireo andro ireo ianareo no tokony ho tonga hositranina, fa tsy amin’ny andro sabata.”+