Eksodosy 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Aza ampiarahina amin-javatra misy lalivay ny ran’ny sorona atolotra ho ahy. Ary aza tehirizina mandra-maraina ny tavin’ny fanatitra atolotrao, rehefa manao fety ho ahy.+
18 “Aza ampiarahina amin-javatra misy lalivay ny ran’ny sorona atolotra ho ahy. Ary aza tehirizina mandra-maraina ny tavin’ny fanatitra atolotrao, rehefa manao fety ho ahy.+