Eksodosy 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary aza asiana tavela mandra-maraina, fa izay ambiny tavela mandra-maraina, dia hodoranareo.+ Nomery 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy havelany hisy tavela mandra-maraina izany,+ sady tsy hisy hotapahiny ny taolany.+ Araka ny lalàna rehetra momba ny Paska no hikarakarany azy.+
12 Tsy havelany hisy tavela mandra-maraina izany,+ sady tsy hisy hotapahiny ny taolany.+ Araka ny lalàna rehetra momba ny Paska no hikarakarany azy.+