2 Korintianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ilay fehezan-dalàna mitondra fahafatesana+ sy nosoratana teo amin’ny vato+ dia niseho tamim-boninahitra,+ ka tsy afa-nibanjina ny tarehin’i Mosesy ny zanak’Israely noho ny voninahitry ny tarehiny,+ izay voninahitra hofoanana.
7 Ary ilay fehezan-dalàna mitondra fahafatesana+ sy nosoratana teo amin’ny vato+ dia niseho tamim-boninahitra,+ ka tsy afa-nibanjina ny tarehin’i Mosesy ny zanak’Israely noho ny voninahitry ny tarehiny,+ izay voninahitra hofoanana.