2 Korintianina 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany. 2 Korintianina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+
12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+