Eksodosy 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Araka izay rehetra asehoko anao ho modelin’ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra, no tokony hanaovanareo azy.+ Eksodosy 39:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia vita daholo ny asa momba ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana, izay nataon’ny zanak’Israely araka izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany indrindra no nataon’izy ireo. Hebreo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina.
9 Araka izay rehetra asehoko anao ho modelin’ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra, no tokony hanaovanareo azy.+
32 Dia vita daholo ny asa momba ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana, izay nataon’ny zanak’Israely araka izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany indrindra no nataon’izy ireo.
9 Fanoharana+ enti-milaza an’izao fotoana voatondro izao io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra,+ izay tsy mahalavorary+ ny feon’ny fieritreretan’ny+ olona manao fanompoana masina.