Eksodosy 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ataovy mitohitohy hitambatra ny lamba dimy, ary ataovy toy izany koa ny lamba enina,+ ka avalòny roa ny lamba fahenina izay eo anoloan’ny tranolay.
9 Ary ataovy mitohitohy hitambatra ny lamba dimy, ary ataovy toy izany koa ny lamba enina,+ ka avalòny roa ny lamba fahenina izay eo anoloan’ny tranolay.